Deuteronomy 31:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO niseho teo amin’ny tranolay tamin’ny andry rahona; dia nijanona teo anoloan’ny varavaran’ny tranolay ny andry rahona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka niseho tao an-trano i Iaveh tamin’ny andry rahona, ary ny andry rahona nijanona teo am-baravaran’ny trano lay fihaonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nisehoan’ny TOMPO tamin’ny andry rahona; ary nijanona teo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay izany andry rahona izany.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niseho teo amin'ny trano-lay tamin'ny andri-rahona; dia nijanona teo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay ny andri-rahona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO niseho teo amin’ny tranolay tamin’ny andry rahona; dia nijanona teo anoloan’ny varavaran’ny tranolay ny andry rahona.
malagasy
Ary Jehovah niseho teo amin'ny trano-lay tamin'ny andri-rahona; dia nijanona teo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay ny andri-rahona.