Deuteronomy 31:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hanafina ny tavako tokoa Aho amin’izay andro izay noho ny ratsy rehetra izay nataony, fa nivily nanaraka ny andriamanitra hafa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho anefa amin’izany andro izany dia hanakona ny tavako noho ny ratsy rehetra nataony, tamin’ny niviliany hanaraka andriamani-kafa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, hafeniko aminy tokoa ny tavako amin’izany andro izany noho ny ratsy rehetra izay nataony tamin’ny niviliany hanaraka andriamani-kafa.
Malagasy Bible 1865
Ary Izaho dia hanafina ny tavako tokoa amin'izany andro izany noho ny ratsy rehetra izay nataony, fa nivily nanaraka andriamani-kafa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hanafina ny tavako tokoa Aho amin’izay andro izay noho ny ratsy rehetra izay nataony, fa nivily nanaraka ny andriamanitra hafa izy.
malagasy
Ary Izaho dia hanafina ny tavako tokoa amin'izany andro izany noho ny ratsy rehetra izay nataony, fa nivily nanaraka andriamani-kafa izy.