Deuteronomy 31:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa roapolo amby zato taona androany aho ka tsy afaka manao na inona na inona intsony, ary efa nilaza tamiko NY TOMPO hoe: Tsy hita io Jordana io ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Efa roapolo amby zato taona androany aho izao, ka tsy afaka mivoaka sy miditra intsony, ary i Iaveh efa nilaza tamiko hoe: Tsy hita an’io Jordany io ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Feno 120 taona androany aho ka tsy afa-misahana ny andraikitra fitarihana anareo intsony; sady ny TOMPO efa nilaza tamiko hoe: «Tsy hita io Jôrdàna io ianao!»
Malagasy Bible 1865
ka nanao taminy hoe: Efa roa-polo amby zato taona androany aho ka tsy afa-mivoaka sy miditra intsony, ary Jehovah efa nilaza tamiko hoe: Tsy hita io Jordana io ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa roapolo amby zato taona androany aho ka tsy afaka manao na inona na inona intsony, ary efa nilaza tamiko NY TOMPO hoe: Tsy hita io Jordana io ianao.
malagasy
ka nanao taminy hoe: Efa roa-polo amby zato taona androany aho ka tsy afa-mivoaka sy miditra intsony, ary Jehovah efa nilaza tamiko hoe: Tsy hita io Jordana io ianao.