Deuteronomy 31:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nosoratan’i Mosesy tamin’izay andro izay ihany izao tononkira izao ka nampianariny ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nosoratan’i Môizy androtr’izay ihany izany tononkira izany, ka nampianariny ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nataon’i Mosesy an-tsoratra androtrizay ihany izany tononkira izany ka nampianariny ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Dia nosoratan'i Mosesy androtrizay ihany izao fihirana izao ka nampianariny ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nosoratan’i Mosesy tamin’izay andro izay ihany izao tononkira izao ka nampianariny ny Zanak’Israely.
malagasy
Dia nosoratan'i Mosesy androtrizay ihany izao fihirana izao ka nampianariny ny Zanak'Isiraely.