Deuteronomy 31:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO nandidy an’i Josoa, zanak’i Nona, hoe: Mahereza sy matanjaha; fa ianao no hitondra ny Zanak’Israely hiditra ao amin’ny tany izay nianianako taminy homena azy, ary homba anao Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Iaveh nanome didy an’i Jôsoe, zanak’i Nona, ka nanao taminy hoe: «Mahereza sy matanjaha tsara, fa ianao no hampiditra ny zanak’i Israely any amin’ny tany nampanantenaiko azy tamim-pianianana, ary Izaho homba anao».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia nofeperan’ny TOMPO i Josoa, zanakalahin’i Nona, ka nilazany hoe: –Mahereza sy matanjaha; fa ianao no hitondra ny Israelita hiditra ao amin’ny tany izay nianianako taminy homena azy, Izaho mihitsy no hiaraka aminao.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah nandidy an'i Josoa, zanak'i Nona, ka nanao hoe: Mahereza sy matanjaha; fa ianao no hitondra ny Zanak'Isiraely hiditra ao amin'ny tany izay nianianako taminy homena azy, ary homba anao Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO nandidy an’i Josoa, zanak’i Nona, hoe: Mahereza sy matanjaha; fa ianao no hitondra ny Zanak’Israely hiditra ao amin’ny tany izay nianianako taminy homena azy, ary homba anao Aho.
malagasy