Deuteronomy 31:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nandidy ny levita, izay mpitondra ny vata misy ny faneken’NY TOMPO izy, hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nanome izao didy izao tamin’ny Levita mpitondra ny fiaran’ny faneken’i Iaveh izy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nofeperany ny Levita, izay mpitondra ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO ka nataony hoe:
Malagasy Bible 1865
dia nandidy ny Levita, izay mpitondra ny fiaran'ny faneken'i Jehovah, izy ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nandidy ny levita*, izay mpitondra ny vata misy ny faneken’NY TOMPO izy, hoe:
malagasy
dia nandidy ny Levita, izay mpitondra ny fiaran'ny faneken'i Jehovah, izy ka nanao hoe: