Deuteronomy 31:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raiso ity bokin’ny lalàna ity ka apetraho eo anilan’ny vata misy ny faneken’NY TOMPO Andriamanitrareo mba ho vavolombelona aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raiso ity bokin’ny lalàna ity ka apetraho eo anindran’ny fiaran’ny faneken’i Iaveh Andriamanitrareo, ka eo izy dia vavolombelona miampanga anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Raiso ity bokin’ny Lalàna ity, ka apetraho ao anilan’ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO Andriamanitrareo; ka ho eo hatrany izany boky izany mba ho vavolombelona hiampanga ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Raiso ity bokin'ny lalàna ity, ka apetraho eo anilan'ny fiaran'ny faneken'i Jehovah Andriamanitrareo mba ho vavolombelona aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raiso ity bokin’ny lalàna ity ka apetraho eo anilan’ny vata misy ny faneken’NY TOMPO Andriamanitrareo mba ho vavolombelona aminao.
malagasy
Raiso ity bokin'ny lalàna ity, ka apetraho eo anilan'ny fiaran'ny faneken'i Jehovah Andriamanitrareo mba ho vavolombelona aminao.