Deuteronomy 31:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fantatro ny ditranao sy ny hamafin’ny hatokao; indro, na dia mbola velona eto aminareo ankehitriny aza aho dia mikomy amin’NY TOMPO ianareo ka mainka rehefa maty aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa fantatro ny ditran’ny fonao sy ny hamafy hatokao; amin’izao aho mbola velona eo aminareo izao aza, efa niodina tamin’i Iaveh ianareo, ka mainka izany fa rehefa maty aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatro fa maditra sy mafy hatoka ireo; izao ankehitriny mbola velona eto aminy izao aza aho, dia efa nikomy tamin’ny TOMPO ireo, ka mainka rehefa maty aho.
Malagasy Bible 1865
Fa izaho mahalala ny ditranao sy ny hamafi-hatokao; indro, na dia mbola velona eto aminareo ankehitriny aza aho, dia miodina amin'i Jehovah ianareo, ka mainka fa rehefa maty aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fantatro ny ditranao sy ny hamafin’ny hatokao; indro, na dia mbola velona eto aminareo ankehitriny aza aho dia mikomy amin’NY TOMPO ianareo ka mainka rehefa maty aho!
malagasy
Fa izaho mahalala ny ditranao sy ny hamafi-hatokao; indro, na dia mbola velona eto aminareo ankehitriny aza aho, dia miodina amin'i Jehovah ianareo, ka mainka fa rehefa maty aho.