Deuteronomy 31:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO Andriamanitrao no hita eo alohanao, ary Izy no handringana ireo firenena ireo tsy ho eo anoloanao ka hahazo ny taniny ianao; ary i Josoa no hita eo alohanao, araka izay efa nolazain’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh Andriamanitrao no hita eo alohanao, Izy no handringana ireo firenena ireo eo anoloanao, ka dia hahazo azy ireo ianao. I Jôsoe no hita eo alohanao, araka ny voalazan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO Andriamanitrareo mihitsy no hita eo alohanareo, Izy no handringana ireo firenena ireo tsy ho eo anoloanareo, mba hahazoanareo ny taniny; ary i Josoa mihitsy no hita eo alohanareo araka izay efa voalazan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Jehovah Andriamanitrao no hita eo alohanao, ary Izy no handringana ireo firenena ireo tsy ho eo anoloanao, ka hahazo ny taniny ianao; ary Josoa no hita eo alohanao, araka izay efa nolazain'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Jehovah Andriamanitrao no hita eo alohanao, ary Izy no handringana ireo firenena ireo tsy ho eo anoloanao, ka hahazo ny taniny ianao; ary Josoa no hita eo alohanao, araka izay efa nolazain'i Jehovah.