Deuteronomy 31:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nolazain’i Mosesy teo anatrehan’ny fiangonana, dia ny Israely rehetra, ny tonon’izao hira izao manontolo:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nolazain’i Môizy hatramin’ny farany, teo an-tsofin’ny fiangonan’i Israely rehetra, izao tononkira izao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia nolazain’i Mosesy mivantana tamin’ny Israelita rehetra tafavondrona teo izao tononkira manontolo izao:
Malagasy Bible 1865
Dia nolazain'i Mosesy teo anatrehan'ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ny tenin'izao fihirana izao mandra-pahavitany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nolazain’i Mosesy teo anatrehan’ny fiangonana, dia ny Israely rehetra, ny tonon’izao hira izao manontolo:
malagasy
Dia nolazain'i Mosesy teo anatrehan'ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ny tenin'izao fihirana izao mandra-pahavitany.