Deuteronomy 31:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO hanao amin’ireo monina ao tahaka ny nataony tamin’i Sihona sy i Oga, mpanjakan’ny Amorita, izay naringany, sy tahaka ny nataony tamin’ny taniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny nataon’i Iaveh tamin’i Sehôna sy i Oga, mpanjakan’ny Amôreana, izay naringany mbamin’ny taniny, no hataony amin’ireo koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny nataon’ny TOMPO tamin’i Sihôna sy i Hôga, mpanjaka amôrita, izay naringany mbamin’ny taniny, no hataony amin’ireo firenena ireo koa.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah hanao amin'ireo tahaka ny nataony tamin'i Sihona sy Oga, mpanjakan'ny Amorita, izay naringany, sy tahaka ny nataony tamin'ny taniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO hanao amin’ireo monina ao tahaka ny nataony tamin’i Sihona sy i Oga, mpanjakan’ny Amorita, izay naringany, sy tahaka ny nataony tamin’ny taniny.
malagasy
Ary Jehovah hanao amin'ireo tahaka ny nataony tamin'i Sihona sy Oga, mpanjakan'ny Amorita, izay naringany, sy tahaka ny nataony tamin'ny taniny.