Deuteronomy 31:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hatolotry NY TOMPO eo anoloanareo ireo mba hanaovanareo azy araka ny lalàna rehetra izay nomeko anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatolotr’i Iaveh aminareo izy, ka ataovy araka ny lalàna rehetra nandidiako anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatolotry ny TOMPO eo anoloanareo ireo ka araka ny didy nampitaiko manontolo taminareo no hataonareo aminy.
Malagasy Bible 1865
Dia hatolotr'i Jehovah eo anoloanareo ireo hanaovanareo azy araka ny lalàna rehetra izay nandidiako anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hatolotry NY TOMPO eo anoloanareo ireo mba hanaovanareo azy araka ny lalàna rehetra izay nomeko anareo.
malagasy
Dia hatolotr'i Jehovah eo anoloanareo ireo hanaovanareo azy araka ny lalàna rehetra izay nandidiako anareo.