Deuteronomy 31:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nosoratan’i Mosesy izany lalàna izany ka natolony ireo mpisorona, taranak’i Levy, izay mpitondra ny vata misy ny faneken’NY TOMPO sy ny loholon’ny Israely rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nosoratan’i Môizy izany lalàna izany, dia natolony tamin’ny mpisorona, taranak’i Levì mpitondra ny fiaran’ny faneken’i Iaveh, mbamin’ny loholon’i Israely rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nataon’i Mosesy an-tsoratra izany Lalànan’Andriamanitra izany, ka natolony tamin’ireo mpisorona, taranak’i Levỳ, dia ireo mpitondra ny Vatamasina mirakitra ny Fanekempihavanan’ny TOMPO, ary koa tamin’ireo rehetra loholon’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Dia nosoratan'i Mosesy izany lalàna izany ka natolony ireo mpisorona, taranak'i Levy, izay mpitondra ny fiaran'ny faneken'i Jehovah, sy ny loholon'ny Isiraely rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nosoratan’i Mosesy izany lalàna izany ka natolony ireo mpisorona, taranak’i Levy, izay mpitondra ny vata misy ny faneken’NY TOMPO sy ny loholon’ny Israely rehetra.
malagasy
Dia nosoratan'i Mosesy izany lalàna izany ka natolony ireo mpisorona, taranak'i Levy, izay mpitondra ny fiaran'ny faneken'i Jehovah, sy ny loholon'ny Isiraely rehetra.