Deuteronomy 32:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihainoa, ry lanitra, fa hiteny aho! Henoy, ry tany, ny tenin’ny vavako!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampandria sofina, ry lanitra, fa hiteny Aho; ary aoka ny tany hihaino ny teny haloaky ny vavako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihainoa, ry lanitra fa hiteny aho; ny tany mandrenesa ny lazain’ny vavako.
Malagasy Bible 1865
MIHAINOA, ry lanitra, fa hiteny aho! Ary mandrenesa, ry tany, ny tenin'ny vavako!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihainoa, ry lanitra, fa hiteny aho! Henoy, ry tany, ny tenin’ny vavako!
malagasy
[Ny fihirana nataon'i Mosesy] MIHAINOA, ry lanitra, fa hiteny aho! Ary mandrenesa, ry tany, ny tenin'ny vavako!