Deuteronomy 32:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahita azy tany an-tany efitra Izy, dia tany amin’ny tany foana feno feo mierona; nanodidina azy sy niahy azy Izy, ary koa notandremany tahaka ny anakandriamasony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitany tany an-tany efitra izy, dia tao an-tany foana misy biby dia mierona, ka nofefeny sy nokolikoleny ary notandremany toy ny anakandriamasony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tany an-taniefitra no nanangonany azy, dia tany amin’ny tany foana misy bibidia mierona. Koa nokarakarainy izy, nokolokoloiny, notandremany tahaka ny anakandriamasony.
Malagasy Bible 1865
Nahita azy tany an-efitra Izy, Dia tany amin'ny tany foana be nampierona, Ka dia nanodidina sy niahy azy Ary notandremany tahaka ny anakandriamasony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahita azy tany an-tany efitra Izy, dia tany amin’ny tany foana feno feo mierona; nanodidina azy sy niahy azy Izy, ary koa notandremany tahaka ny anakandriamasony,
malagasy
Nahita azy tany an-efitra Izy, Dia tany amin'ny tany foana be nampierona, Ka dia nanodidina sy niahy azy Ary notandremany tahaka ny anakandriamasony.