Deuteronomy 32:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
toy ny voromahery manaitra ny ao amin’ny akaniny ka manomba eo ambonin’ny zanany; dia toy izany no namelarany ny elany sy nandraisany azy ary nitondrany azy teo ambonin’ny elany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mova tsy ny voromahery manaitaitra ny zanany madinika sy manidintsidina eo ambonin’ny zanany no namelarany ny elany nandraisany azy, sy nitondrany azy teo ambonin’ny elany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mova Izy tsy ny voromahery mitaona ny zanany hisidina ka manaitaitra azy eo ambonin’ny akaniny. ary mamelatra ny elany handraisany ny reraka mba hitondrana azy eo ambonin’ny elany?
Malagasy Bible 1865
Toy ny voromahery manaitra ny ao amin'ny akaniny Ka manidintsidina eo ambonin'ny zanany, Dia toy izany no namelarany ny elany sy nandraisany azy Ary nitondrany azy teo ambonin'ny elany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
toy ny voromahery manaitra ny ao amin’ny akaniny ka manomba eo ambonin’ny zanany; dia toy izany no namelarany ny elany sy nandraisany azy ary nitondrany azy teo ambonin’ny elany,
malagasy
Toy ny voromahery manaitra ny ao amin'ny akaniny Ka manidintsidina eo ambonin'ny zanany, Dia toy izany no namelarany ny elany sy nandraisany azy Ary nitondrany azy teo ambonin'ny elany,