Deuteronomy 32:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary koa rononomandrin’omby sy rononon’ondry aman’osy, mbamin’ny tavin’ny zanak’ondry, ondrilahin’i Basana sy osilahy ary vary izay vokatra indrindra; nisotro divay mahery avy tamin’ny ranom-boaloboka mena ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny hero-dronono avy amin’ny ombivavy sy ny rononon’ondry, mbamin’ny tavin’ny zanak’ondry, sy ny ondralahy teraka tany Basàna sy ny osilahy, ary ny vary faran’izay tsara indrindra; ary ny ran’ny salohim-boaloboka no nosotroinao dia ny divay mandroatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
novokisany mena-drononon’omby, sy rononon’ondry aman’osy izy, nofahanany henan-janakondry sy ondrilahy matavy aman’osilahy ary notolorany vary tsara indrindra sy ranom-boaloboka ho divay fisotro.
Malagasy Bible 1865
Sy rononomandrin'omby sy rononon'ondry aman'osy Mbamin'ny tavin'ny zanak'ondry Sy ondrilahin'i Basana sy osilahy Ary vary izay vokatra indrindra; Ary nisotro divay mahery avy tamin'ny ran'ny voaloboka ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary koa rononomandrin’omby sy rononon’ondry aman’osy, mbamin’ny tavin’ny zanak’ondry, ondrilahin’i Basana sy osilahy ary vary izay vokatra indrindra; nisotro divay mahery avy tamin’ny ranom-boaloboka mena ianao.
malagasy