Deuteronomy 32:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nihanatavy i Jesorona ka namely daka; efa matavy ianao sady vory nofo no vaventy be! Dia nahafoy an’Andriamanitra izay namorona azy izy ary nanamavo ny Vatolampy famonjena azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo nihanatavy i Jesoròna ka nibohy; - eny efa tonga matavy sy botrefona ary dongadonga ianao, ka dia nahafoy ny Andriamanitra izay nanao azy sy naniratsira ny Vatolampy famonjena azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nihinana ny taranak’i Jakôba, ka voky; nihanatavy i Jesoròna, ka namely daka. Eny, tonga natavy izy, vory nofo sy dongadonga ka nandao an’Andriamanitra Izay nanao azy ary nanamavo an’ilay Vatolampy famonjena azy.
Malagasy Bible 1865
Nihanatavy Jesorona ka namely daka, Efa matavy ianao sady vory nofo no vaventibe, Dia nahafoy an'Andriamanitra Izay nanao azy izy, Ary nanamavo ny Vatolampy famonjena azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nihanatavy i Jesorona ka namely daka; efa matavy ianao sady vory nofo no vaventy be! Dia nahafoy an’Andriamanitra izay namorona azy izy ary nanamavo ny Vatolampy famonjena azy,
malagasy
Nihanatavy Jesorona ka namely daka, Efa matavy ianao sady vory nofo no vaventibe, Dia nahafoy an'Andriamanitra Izay nanao azy izy, Ary nanamavo ny Vatolampy famonjena azy.