Deuteronomy 32:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hirotsaka tahaka ny ranonorana ny fampianarako, ary hilatsaka tahaka ny ando ny teniko, ho tahaka ny erika amin’ny ahi-maitso sy ho tahaka ny ranonorana amin’ny anana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hirotsaka toa ranonorana ny fampianarako; ary hilatsaka tahaka ny ando ny teniko, dia tahaka ny tandrifin-drahona amin’ny zava-maitso, toy ny rano mitete amin’ny ahi-maitso.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anatro anie hitosaka toy ny orana, dia toy ny oram-batravatra amin’ny vilona; ny teniko anie hirotsaka toy ny ando, dia toy ny erikerika amin’ny ahi-maitso.
Malagasy Bible 1865
Ho avy tahaka ny ranonorana ny fampianarako, Ary hilatsaka tahaka ny ando ny teniko, Sy tahaka ny erika amin'ny ahi-maitso Ary ny ranonorana amin'ny anana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hirotsaka tahaka ny ranonorana ny fampianarako, ary hilatsaka tahaka ny ando ny teniko, ho tahaka ny erika amin’ny ahi-maitso sy ho tahaka ny ranonorana amin’ny anana.
malagasy
Ho avy tahaka ny ranonorana ny fampianarako, Ary hilatsaka tahaka ny ando ny teniko, Sy tahaka ny erika amin'ny ahi-maitso Ary ny ranonorana amin'ny anana.