Deuteronomy 32:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo dia nampahasaro-piaro Ahy tamin’izay tsy Andriamanitra sy nampahasosotra Ahy tamin’ny zava-poanany; ary Izaho kosa dia hampahasaro-piaro azy amin’izay tsy olona sy hampahasosotra azy amin’izay firenena adala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampahasaro-piaro Ahy tamin’izay tsy andriamanitra izy ary nampahatezitra Ahy tamin’ny sampiny tsinontsinona, ka dia mba hampahasaro-piaro azy amin’izay tsy vahoaka kosa Aho, sy hampahatezitra azy amin’izay firenena adala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no nampitovy lanja Ahy tamin’andriamani-tsiizy sy naniratsira Ahy tamin’ny sampy tsinontsinona. Izaho kosa hampitovy lanja azy amin’izay tsy vahoaka akory; firenena adala no hampanaratsiako azy.
Malagasy Bible 1865
Izy efa nampahasaro-piaro Ahy tamin'izay tsy Andriamanitra Sy nampahasosotra Ahy tamin'ny zava-poanany; Ary Izaho kosa hampahasaro-piaro azy amin'izay tsy olona, Sy hampahasosotra azy amin'izay firenena adala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo dia nampahasaro-piaro Ahy tamin’izay tsy Andriamanitra sy nampahasosotra Ahy tamin’ny zava-poanany; ary Izaho kosa dia hampahasaro-piaro azy amin’izay tsy olona sy hampahasosotra azy amin’izay firenena adala.
malagasy