Deuteronomy 32:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hofezahin’ny mosary izy sady holanin’ny areti-mandripaka sy ny fandringanana mangidy ary hampandehaniko aminy ny nifim-biby mbamin’ny poizin’ny biby mpikisaka amin’ny vovoka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hofezahin’ny mosary izy, holevonin’ny tazo amam-pesta mpandringana; ary halefako hamely azy koa ny nifin’ny biby, mbamin’ny poizin’ny biby mikisaka amin’ny vovoka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hofezahin’ny mosary ireo sady holevon’ny tazo sy ny areti-mandripaka; ary halefako hamely azy ny biby masiaka mbamin’ny bibilava misy poizina.
Malagasy Bible 1865
Hofezahin'ny mosary izy sady holanin'ny areti-mandripaka Sy ny fandringanana mangidy; Ary nifim-biby no hampandehaniko aminy Jesorona dia anaran'ny Isiraely. Mbamin'ny poizin'ny biby mpikisaka amin'ny vovoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hofezahin’ny mosary izy sady holanin’ny areti-mandripaka sy ny fandringanana mangidy ary hampandehaniko aminy ny nifim-biby mbamin’ny poizin’ny biby mpikisaka amin’ny vovoka.
malagasy