Deuteronomy 32:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny ivelany dia ny sabatra no hahafaty ny zanany ary ao amin’ny efitrano dia ny horohoro, na ny zatovolahy na ny zatovovavy, na ny zaza minono na ny fotsy volo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy any ivelany, dia hovonoin’ny sabatra ny zaza, ary ao anaty kosa dia hisy fivadiham-po; na ny zatovolahy na ny zatovovavy, na ny zaza mbola minono na ny efa antitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny ivelany, dia ny sabatra no handringana; ao an-trano, dia ny tahotra no hahafaty. Ka samy hiharan’izany avokoa na zatovolahy na zatovovavy na zazakely na beantitra.»
Malagasy Bible 1865
Eny ivelany dia ny sabatra no hahafaty ny zanany, Ary ao amin'ny efi-trano dia ny fampahatahorana Na ny zatovolahy na ny zatovovavy, Na ny zaza minono na ny fotsy volo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny ivelany dia ny sabatra no hahafaty ny zanany ary ao amin’ny efitrano dia ny horohoro, na ny zatovolahy na ny zatovovavy, na ny zaza minono na ny fotsy volo.
malagasy
Eny ivelany dia ny sabatra no hahafaty ny zanany, Ary ao amin'ny efi-trano dia ny fampahatahorana Na ny zatovolahy na ny zatovovavy, Na ny zaza minono na ny fotsy volo.