Deuteronomy 32:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa nolazaiko hoe: Hopotehiko izy ka hihahaka; hatsahatro tsy ho eo amin’ny zanak’olombelona ny fahatsiarovana azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Saiky hataoko hoe: Hofaohiko amin’ny indray mitsoka ireo, hofoanako tsy ho eo amin’ny olombelona ny fahatsiarovana azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Nokasaiko haparitaka ireo ka ho foana eo amin’ny olombelona ny fahatsiarovana azy,
Malagasy Bible 1865
Fa efa nolazaiko hoe: Hotsofiko hihahaka izy; Hatsahatro ny fahatsiarovana azy tsy ho eo amin'ny zanak'olombelona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa nolazaiko hoe: Hopotehiko izy ka hihahaka; hatsahatro tsy ho eo amin’ny zanak’olombelona ny fahatsiarovana azy,
malagasy
Fa efa nolazaiko hoe: Hotsofiko hihahaka izy; Hatsahatro ny fahatsiarovana azy tsy ho eo amin'ny zanak'olombelona,