Deuteronomy 32:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataon’ny olona irery ahoana no fanenjika ny arivo, ary hataon’ny roa lahy ahoana no fampandositra ny iray alina, raha tsy ny Vatolampiny no efa nivarotra azy, ary NY TOMPO no efa nanolotra azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataon’ny irery lahy ahoana no fanenjika ny arivo, hataon’ny roa lahy ahoana ny fampandosirana ny iray alina, raha tsy ny Vatolampy no efa nivarotra azy, raha tsy i Iaveh no efa nanolotra azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fahavalo iraika lahy ve hahenjika Israelita arivo? Fahavalo roa lahy ve hampandositra Israelita iray alina? Eny, raha Izaho TOMPO, ilay Vatolampy ianteherany, no efa nanolotra azy ho eo am-pelatanan’ny fahavalony.
Malagasy Bible 1865
Hataon'ny irery ahoana no fanenjika ny arivo, Ary hataon'ny roa lahy ahoana no fampandositra ny iray alina, Raha tsy ny Vatolampiny no efa nivarotra azy, Ary Jehovah no efa nanolotra azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataon’ny olona irery ahoana no fanenjika ny arivo, ary hataon’ny roa lahy ahoana no fampandositra ny iray alina, raha tsy ny Vatolampiny no efa nivarotra azy, ary NY TOMPO no efa nanolotra azy?
malagasy
Hataon'ny irery ahoana no fanenjika ny arivo, Ary hataon'ny roa lahy ahoana no fampandositra ny iray alina, Raha tsy ny Vatolampiny no efa nivarotra azy, Ary Jehovah no efa nanolotra azy?