Deuteronomy 32:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy mba mitovy amin’ny Vatolampintsika ny vatolampin’ireny ka fahavalontsika no ho mpitsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy mitovy amin’ny Vatolampintsika ny vatolampin’izy ireo: vavolombelon’izany ny fahavalontsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na ny fahavalony aza no mitsara, dia miaiky fa tsy mitovy amin’ilay Vatolampy ianteheran’i Israely ny vatolampy izay mba ianteherany.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy mba mitovy amin'ny Vatolampintsika ny vatolampin'ireny, Na dia izy fahavalontsika aza no hitsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy mba mitovy amin’ny Vatolampintsika ny vatolampin’ireny ka fahavalontsika no ho mpitsara.
malagasy
Fa tsy mba mitovy amin'ny Vatolampintsika ny vatolampin'ireny, Na dia izy fahavalontsika aza no hitsara.