Deuteronomy 32:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa NY TOMPO hanome rariny ny olony ary hanenina ny amin’ny mpanompony, raha hitany fa lany ny heriny ka tapitra avokoa na ny babo, na ny afaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa homen’i Iaveh rariny ny vahoakany, ary nony mpanompony dia hanenina izy, rehefa hitany fa lany hery ireo, ka tsy misy sisa intsony na ny andevo na ny olona afaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, homen’ny TOMPO rariny tokoa ny vahoakany rehefa hitany fa lany hery; hohasoaviny indray ireo manompo Azy rehefa hitany fa tsy misy ianteherany intsony.
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah hanome rariny ny olony Ary hanenina ny amin'ny mpanompony, Raha hitany fa lany ny heriny, Ka lasa avokoa na ny voahazona, na ny afaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa NY TOMPO hanome rariny ny olony ary hanenina ny amin’ny mpanompony, raha hitany fa lany ny heriny ka tapitra avokoa na ny babo, na ny afaka.
malagasy
Fa Jehovah hanome rariny ny olony Ary hanenina ny amin'ny mpanompony, Raha hitany fa lany ny heriny, Ka lasa avokoa na ny voahazona, na ny afaka.