Deuteronomy 32:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay nihinana ny jaboran’ny fanatiny ary nisotro ny divain’ny fanatitra aidiny? Aoka ireny no hitsangana ka hamonjy anareo ary ho fierena ho anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay nihinana ny saboran-tsorona nataony sy nisotro ny divaim-panatitra nararany? aoka hoe hitsangana ireny, aoka hamonjy anareo! Aoka hoe hampialoka anareo ambanin’ny fiarovany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no nihinana ny sabora soronareo sy nisotro ny divay fanatitrareo. Aoka ireo hitsangana hamonjy anareo ary ho fierena ho anareo!
Malagasy Bible 1865
Izay nihinana ny saboran'ny fanatiny Ary nisotro ny divain'ny fanatitra aidiny? Aoka ireny no hitsangana ka hamonjy anareo Ary ho fierena ho anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay nihinana ny jaboran’ny fanatiny ary nisotro ny divain’ny fanatitra aidiny? Aoka ireny no hitsangana ka hamonjy anareo ary ho fierena ho anareo.
malagasy
Izay nihinana ny saboran'ny fanatiny Ary nisotro ny divain'ny fanatitra aidiny? Aoka ireny no hitsangana ka hamonjy anareo Ary ho fierena ho anareo.