Deuteronomy 32:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha manasa ny sabatro manelatselatra Aho, ka voarain’ny tanako ny fitsarana, dia hampanodiaviko ny mpandrafy Ahy ny ataony ary hovaliako ny mankahala Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa hanasa ny sabatro manelatrelatra sy handray ny fitsarana ny tanako, dia hasiako valim-bonoana ny fahavaloko, ary hampandraisiko tody izay mandrafy Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka horanitiko hanelatselatra ny sabatro, harangarangan’ny tanako ny famaizana, dia hovaliako ny mpandrafy Ahy ary hampanodiaviko ny mpankahala Ahy ny ataony.
Malagasy Bible 1865
Raha manasa ny sabatro manelatselatra Aho, Ka voarain'ny tanako ny fitsarana, Dia hampanodiaviko ny mpandrafy Ahy ny ataony, Ary hovaliako ny mankahala Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha manasa ny sabatro manelatselatra Aho, ka voarain’ny tanako ny fitsarana, dia hampanodiaviko ny mpandrafy Ahy ny ataony ary hovaliako ny mankahala Ahy.
malagasy
Raha manasa ny sabatro manelatselatra Aho, Ka voarain'ny tanako ny fitsarana, Dia hampanodiaviko ny mpandrafy Ahy ny ataony, Ary hovaliako ny mankahala Ahy.