Deuteronomy 32:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataoko mamon-dra ny zana-tsipìkako, ary ny sabatro dia hihina-nofo, dia ny ran’ny voavono sy ny babo mbamin’ny loha mirakorako volon’ny fahavalo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Homamoiko ra ny zana-tsipìkako, ary hihinana mofo ny sabatro; dia ny ran’ny voavono sy ny babo, ary ny loha lava volon’ny fahavalo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataoko vonton-dra ny zana-tsipîkako, dia ny ran’ireo voavono sy voababo; hotrebotrebonin’ny sabatro ny nofo mbamin’ny loha lavavolon’ny fahavalo›!»
Malagasy Bible 1865
Hataoko mamon-drà ny zana-tsipikako, Ary ny sabatro hihina-nofo, Dia ny ran'ny voavono sy ny babo Mbamin'ny lohan'izay lehibe amin'ny fahavalo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataoko mamon-dra ny zana-tsipìkako, ary ny sabatro dia hihina-nofo, dia ny ran’ny voavono sy ny babo mbamin’ny loha mirakorako volon’ny fahavalo.
malagasy
Hataoko mamon-drà ny zana-tsipikako, Ary ny sabatro hihina-nofo, Dia ny ran'ny voavono sy ny babo Mbamin'ny lohan'izay lehibe amin'ny fahavalo.