Deuteronomy 32:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha i Mosesy, dia izy sy i Hosea, zanak’i Nona, ka nilaza ny teny rehetra amin’izany hira izany teo anatrehan’ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga i Môizy ka nilaza ny teny rehetra amin’izany tononkira izany mba ho ren’ny vahoaka, ary nomba azy i Jôsoe zanak’i Nona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Mosesy dia niaraka tamin’i Josoa, zanakalahin’i Nona, no tonga nilaza manontolo ho ren’ny vahoaka izany tononkira izany.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha Mosesy ka nilaza ny teny rehetra amin'izany fihirana izany teo anatrehan'ny olona, dia izy sy Hosea, zanak'i Nona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha i Mosesy, dia izy sy i Hosea, zanak’i Nona, ka nilaza ny teny rehetra amin’izany hira izany teo anatrehan’ny olona.
malagasy
Dia nandeha Mosesy ka nilaza ny teny rehetra amin'izany fihirana izany teo anatrehan'ny olona, dia izy sy Hosea, zanak'i Nona.