Deuteronomy 32:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hoy izy taminy: Alatsaho ao am-ponareo ny teny rehetra izay ambarako aminareo anio, izay handidianareo ny zanakareo mba hotandremany sy hankatoaviny, dia ny teny rehetra amin’ity lalàna ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hoy izy tamin’izy ireo: «Raiso amin’ny fo mazoto izao teny rehetra ambarako eto anatrehanareo anio izao, izay tsy maintsy andidianareo ny zanakareo koa, mba hanarahany tsara ny teny rehetra amin’ity lalàna ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hoy i Mosesy taminy: –Araiketo ao am-ponareo ny teny rehetra izay ambarako hiampangana anareo anio; didio ny taranakareo mba himasoany hotanterahina ny teny rehetra raketin’ity Lalàna ity.
Malagasy Bible 1865
dia hoy izy taminy: Alatsaho ao am-ponareo ny teny rehetra izay ambarako aminareo anio, izay handidianareo ny zanakareo hotandremany sy hankatoaviny, dia ny teny rehetra amin'ity lalàna ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hoy izy taminy: Alatsaho ao am-ponareo ny teny rehetra izay ambarako aminareo anio, izay handidianareo ny zanakareo mba hotandremany sy hankatoaviny, dia ny teny rehetra amin’ity lalàna ity.
malagasy
dia hoy izy taminy: Alatsaho ao am-ponareo ny teny rehetra izay ambarako aminareo anio, izay handidianareo ny zanakareo hotandremany sy hankatoaviny, dia ny teny rehetra amin'ity lalàna ity.