Deuteronomy 32:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy zava-poana ho anareo izany, fa ity no fiainanareo; ary izao teny izao no hahamaro andro anareo eo amin’ny tany izay efa hidiranareo holovana, rehefa tafita an’i Jordana ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria tsy zavatra tsy ahoan-tsy ahoana ho anareo izany, fa fiainanareo, ary izany teny izany no hahalava andro anareo, eo amin’ny tany efa ho azonareo amin’ny fitàna an’i Jordany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy zava-poana ho anareo izany fa fiainanareo; izany teny izany no hahamaro andro anareo any amin’ny tany izay efa halainareo ho fananana, rehefa tafita an’i Jôrdàna ianareo.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy zava-poana ho anareo izany, fa izany no fiainanareo; ary izany zavatra izany no hahamaro andro anareo eo amin'ny tany izay efa hidiranareo holovana, rehefa tafita an'i Jordana ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy zava-poana ho anareo izany, fa ity no fiainanareo; ary izao teny izao no hahamaro andro anareo eo amin’ny tany izay efa hidiranareo holovana, rehefa tafita an’i Jordana ianareo.
malagasy
Fa tsy zava-poana ho anareo izany, fa izany no fiainanareo; ary izany zavatra izany no hahamaro andro anareo eo amin'ny tany izay efa hidiranareo holovana, rehefa tafita an'i Jordana ianareo.