Deuteronomy 32:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miakara amin’ity tendrombohitra Abarima ity, dia ny tendrombohitra Nebo, izay eo amin’ny tany Moaba tandrifin’i Jeriko; ary tazano ny tany Kanana, izay omeko ny Zanak’Israely ho lovany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Miakara any amin’io tendrombohitr’i Abarima io, amin’ny tendrombohitra Nebao, amin’i Moaba, tandrifin’i Jerikao, ka tazano ny tany Kanaana, izay omeko ny zanak’i Israely ho fananany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Mankanesa ianao amin’itsy tandavan-tendrombohitra Habarîma itsy, izay ao amin’ny faritany Môaba, tandrifin’i Jerikao, dia miakara eo an-tampon’ny tendrombohitra Nebao: ary tazano ny tany Kanahàna izay omeko ny Israelita ho fananany.
Malagasy Bible 1865
Miakara amin'ity tendrombohitra Abarima ity, dia ny tendrombohitra Nebo, izay eo amin'ny tany Moaba tandrifin'i Jeriko; ary tazano ny tany Kanana, izay omeko ny Zanak'Isiraely ho lovany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miakara amin’ity tendrombohitra Abarima ity, dia ny tendrombohitra Nebo, izay eo amin’ny tany Moaba tandrifin’i Jeriko; ary tazano ny tany Kanana, izay omeko ny Zanak’Israely ho lovany.
malagasy
Miakara amin'ity tendrombohitra Abarima ity, dia ny tendrombohitra Nebo, izay eo amin'ny tany Moaba tandrifin'i Jeriko; ary tazano ny tany Kanana, izay omeko ny Zanak'Isiraely ho lovany.