Deuteronomy 32:50 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho faty ao amin’ny tendrombohitra izay iakaranao ianao ka ho voaangona any amin’ny razanao, tahaka ny nahafatesan’i Arona rahalahinao tao an-tendrombohitra Hora sy ny nanangonana azy tany amin’ny razany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho faty eo amin’ny tendrombohitra hiakaranao ianao, dia hangonina any amin’ny razanao, tahaka ny nahafatesan’i Aarôna rahalahinao tany an-tendrombohitra Hôra, sy nanangonana azy tany amin’ny razany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia aoka ianao ho faty eo an-tampon’io tendrombohitra hiakaranao io ka ho voaangona any amin’ny razanao, tahaka ny nahafatesan’i Aharôna rahalahinao tany an-tampon’ny tendrombohitra Hôra sy nanangonana azy tany amin’ny razany.
Malagasy Bible 1865
Dia aoka ho faty ao amin'ny tendrombohitra izay iakaranao ianao, ka ho voangona any amin'ny razanao, tahaka ny nahafatesan'i Arona rahalahinao tao an-tendrombohitra Hora sy ny nanangonana azy any amin'ny razany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho faty ao amin’ny tendrombohitra izay iakaranao ianao ka ho voaangona any amin’ny razanao, tahaka ny nahafatesan’i Arona rahalahinao tao an-tendrombohitra Hora sy ny nanangonana azy tany amin’ny razany,
malagasy