Deuteronomy 32:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria nivadika Tamiko teo amin’ny Zanak’Israely ianareo tao amin’ny ranon’i Meriba any Kadesy, tany an-tany efitra Zina, ka tsy nanamasina Ahy teo amin’ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria nanota tamiko teo afovoan’ny zanak’i Israely ianareo, tao amin’ny ranon’i Meribà any Kadesy, amin’ny efitra Sina, ka tsy nankamasina Ahy, teo afovoan’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao sy i Aharôna manko dia diso tamiko teo anatrehan’ny Israelita, teo amin’ny ranon’i Meribà any Kadesy, tao an-taniefitra Tsina; tamin’izay no tsy nanehoanareo ny fahamasinako teo anatrehan’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
satria nivadika tamiko teo amin'ny Zanak'Isiraely ianareo tao amin'ny ranon'i Meriba any Kadesy, tany an-efitra Zina; fa tsy nahamasina Ahy teo amin'ny Zanak'Isiraely ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria nivadika Tamiko teo amin’ny Zanak’Israely ianareo tao amin’ny ranon’i Meriba any Kadesy, tany an-tany efitra Zina, ka tsy nanamasina Ahy teo amin’ny Zanak’Israely.
malagasy
satria nivadika tamiko teo amin'ny Zanak'Isiraely ianareo tao amin'ny ranon'i Meriba any Kadesy, tany an-efitra Zina; fa tsy nahamasina Ahy teo amin'ny Zanak'Isiraely ianareo.Fa hahatazana ny tany eo anoloanao ihany ianao, kanefa tsy hiditra any amin'ny tany izay omeko ny Zanak'Isiraely.