Deuteronomy 32:52 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hahatazana ny tany eo anoloanao ihany ianao, kanefa tsy hiditra any amin’ny tany izay omeko ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho hitanao tandrifinao ny tany, nefa tsy hiditra eo amin’izany tany izany izay omeko ny zanak’i Israely ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, avy lavitra no hitazananao ny tany izay omeko ny Israelita, kanefa tsy hiditra ao ianao.
Malagasy Bible 1865
Fa hahatazana ny tany eo anoloanao ihany ianao, kanefa tsy hiditra any amin'ny tany izay omeko ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hahatazana ny tany eo anoloanao ihany ianao, kanefa tsy hiditra any amin’ny tany izay omeko ny Zanak’Israely.
malagasy
Fa hahatazana ny tany eo anoloanao ihany ianao, kanefa tsy hiditra any amin'ny tany izay omeko ny Zanak'Isiraely.