Deuteronomy 32:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy ny andro fahiny; saino ny taona, hatrizay hatrizay. Anontanio amin’ny rainao fa hanambara aminao izy; ary amin’ny zokiolona eo aminao koa, fa hilaza aminao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy ny andro taloha, saino ny taona tamin’ny taranaka taloha, anontanio an-drainao, fa hatorony anao, amin’ny anti-panahy, fa halazany anao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsarovy ny andro fahiny, saino ny taona fahagola. Anontanio ny rainareo sy loholonareo fa hanambara sy hitantara aminareo.
Malagasy Bible 1865
Tsarovy ny andro fahiny, Saino ny taona hatrizay hatrizay; Anontanio amin-drainao, fa hanambara aminao izy, Sy amin'ny anti-panahy eo aminao, fa hilaza aminao izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy ny andro fahiny; saino ny taona, hatrizay hatrizay. Anontanio amin’ny rainao fa hanambara aminao izy; ary amin’ny zokiolona eo aminao koa, fa hilaza aminao izy.
malagasy
Tsarovy ny andro fahiny, Saino ny taona hatrizay hatrizay; Anontanio amin-drainao, fa hanambara aminao izy, Sy amin'ny anti-panahy eo aminao, fa hilaza aminao izy;