Deuteronomy 33:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izao ny tsodrano nataon’i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra, tamin’ny Zanak’Israely, rehefa nadiva ho faty izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no tso-drano nataon’i Môizy, olon’Andriamanitra, tamin’ny zanak’i Israely, talohan’ny nahafatesany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nadiva ho faty i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra, dia izao no tsodrano nataony tamin’ny Israelita:
Malagasy Bible 1865
Ary izao no tso-drano nataon'i Mosesy, lehilahin'Andriamanitra, tamin'ny Zanak'Isiraely, rehefa nadiva ho faty izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izao ny tsodrano nataon’i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra, tamin’ny Zanak’Israely, rehefa nadiva ho faty izy.
malagasy
[Ny tso-drano nataon'i Mosesy tamin'ny firenen'Isiraely] Ary izao no tso-drano nataon'i Mosesy, lehilahin'Andriamanitra, tamin'ny Zanak'Isiraely, rehefa nadiva ho faty izy.