Deuteronomy 33:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampianariny ny fitsipikao i Jakoba, ary ny lalànanao Israely; hametraka ditin-kazo manitra eo am-bavoronao izy ary fanatitra dorana manontolo eo ambonin’ny alitaranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jakôba, ampianariny ny fitsipikao, ary i Israely ny lalànao. Manolotra ny emboka manitra eo amin’ny vavoronao izy, sy ny sorona dorana eo ambonin’ny ôtelinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no mampianatra ny fitsipika aman-dalànanao amin’ny Israelita namany sy manolotra vovo-javamanitra eo anatrehanao ary mitondra sorona dorana manontolo eo amin’ny alitaranao.
Malagasy Bible 1865
Jakoba no hampianariny ny fitsipikao, Ary Isiraely ny lalànao; Hametraka ditin-kazo manitra eo anatrehanao'izy Sy fanatitra dorana eo ambonin'ny alitaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampianariny ny fitsipikao i Jakoba, ary ny lalànanao Israely; hametraka ditin-kazo manitra eo am-bavoronao izy ary fanatitra dorana manontolo eo ambonin’ny alitaranao.
malagasy
Jakoba no hampianariny ny fitsipikao, Ary Isiraely ny lalànao; Hametraka ditin-kazo manitra eo anatrehanao'izy Sy fanatitra dorana eo ambonin'ny alitaranao.