Deuteronomy 33:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, tahio ny heriny, ary aoka ho sitrakao ny asan’ny tanany; asio mafy izay mitsangana hiady aminy ka aoka tsy hiarina intsony izay mankahala azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahio ny heriny, ry Iaveh ô! ankasitraho ny asan’ny tanany; folahy ny andilan’izay mandrafy azy sy izay mankahala azy: aoka tsy hiarina intsony ireny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, tahio ny ezaka vitany ary aoka ho sitrakao ny asa ataony; folahy ny herin’izay mitsangan-kanohitra azy, ary aoka tsy hiarina intsony izay mankahala azy.»
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, tahio ny heriny, Ary aoka ho sitrakao ny asan'ny tànany; Asio mafy ny valahan'izay mitsangana hiady aminy, Ka aoka tsy hiarina intsony izay mankahala azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, tahio ny heriny, ary aoka ho sitrakao ny asan’ny tanany; asio mafy izay mitsangana hiady aminy ka aoka tsy hiarina intsony izay mankahala azy.
malagasy
Jehovah ô, tahio ny heriny, Ary aoka ho sitrakao ny asan'ny tànany; Asio mafy ny valahan'izay mitsangana hiady aminy, Ka aoka tsy hiarina intsony izay mankahala azy.