Deuteronomy 33:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’i Benjamina dia hoy izy: Ny malalan’NY TOMPO dia honina amim-piadanana eo aminy, dia halofany mandrakariva ary hobabeny eo an-damosiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’i Benjamina dia hoy izy: «Malalan’i Iaveh izy, ka handry feizay monina eo akaikiny; arovan’i Iaveh lalandava izy, mipetraka eo anelanelan’ny sorony».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ny taranak’i Benjamîna, dia hoy i Mosesy hoe: «Foko malalan’ny TOMPO ianareo ka monina feizay eo akaikiny; miaro anao isan’andro vaky Izy sady monina eo anivon’ny havoanareo.»
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'i BENJAMINA dia hoy izy: Ny malalan'i Jehovah honina fahizay eo aminy, Dia halofany mandrakariva, Ary hobabeny eo an-damosiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’i Benjamina dia hoy izy: Ny malalan’NY TOMPO dia honina amim-piadanana eo aminy, dia halofany mandrakariva ary hobabeny eo an-damosiny.
malagasy
Ary ny amin'i BENJAMINA dia hoy izy: Ny malalan'i Jehovah honina fahizay eo aminy, Dia halofany mandrakariva, Ary hobabeny eo an-damosiny.