Deuteronomy 33:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’i Josefa dia hoy izy: Hotahìn’NY TOMPO anie ny taniny amin’ny fanomezan-tsoan’ny lanitra, dia amin’ny ando sy amin’ny rano lalina mamitsaka any ambany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’i Josefa dia hoy izy: «Tahin’i Iaveh ny taniny; azy ny ando fanomezan-tsoan’ny lanitra ny rano amin’ny hantsana lehibe monina ao ambany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ny taranak’i Jôsefa, dia hoy i Mosesy hoe: «Hotahîn’ny TOMPO anie ny taninareo, ka hahazo ny ando fanomezan-tsoan’ny lanitra sy ny rano misoko avy any ambany lalina any,
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'i JOSEFA dia hoy izy: Hotahin'i Jehovah anie ny taniny Amin'ny zava-tsoan'ny lanitra, dia amin'ny ando, Ary amin'ny rano lalina mamitsaka any ambany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’i Josefa dia hoy izy: Hotahìn’NY TOMPO anie ny taniny amin’ny fanomezan-tsoan’ny lanitra, dia amin’ny ando sy amin’ny rano lalina mamitsaka any ambany,
malagasy
Ary ny amin'i JOSEFA dia hoy izy: Hotahin'i Jehovah anie ny taniny Amin'ny zava-tsoan'ny lanitra, dia amin'ny ando, Ary amin'ny rano lalina mamitsaka any ambany,