Deuteronomy 33:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mbamin’ny zava-tsoan’ny tany sy izay rehetra eo aminy ary ny fankasitrahan’Izay nitoetra tao amin’ilay roimemy; aoka ho tonga ao an-dohan’i Josefa izany, dia eo an-tampon-dohan’ilay nalaza tamin’ny rahalahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fanomezana tsara indrindra avy amin’ny tany sy ny fahavokarany. Ny fankahasitrahan’ilay nitoetra teo amin’ny zava-maniry milobolobo anie ho tonga eo an-dohan’i Josefa, eo amin’ny tampon’ny lohan’ny andrian’ny rahalahiny!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Enga anie ny zava-tsoan’izany tany mahavokatra izany sy ny fanambinan’Ilay nitoetra tao amin’ny Roimemy hitosaka eo amin’ny taranak’i Jôsefa, dia ny taranak’ilay navahana tamin’ny rahalahiny!
Malagasy Bible 1865
Mbamin'ny zava-tsoan'ny tany sy izay rehetra eo aminy Sy ny fankasitrahan'Izay nitoetra tao amin'ilay roimemy; Ary aoka ho tonga eo an-dohan'i Josefa izany, Dia eo an-tampon-dohan'ilay nalaza tamin'ny rahalahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mbamin’ny zava-tsoan’ny tany sy izay rehetra eo aminy ary ny fankasitrahan’Izay nitoetra tao amin’ilay roimemy; aoka ho tonga ao an-dohan’i Josefa izany, dia eo an-tampon-dohan’ilay nalaza tamin’ny rahalahiny.
malagasy