Deuteronomy 33:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’i Zebolona dia hoy izy: Mifalia, ry Zebolona, amin’izay alehanao, ary ianao, ry Isakara ao an-dainao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’i Zabolôna dia hoy izy «Mifalia, ry Zabolôna, amin’ny fandehananao, ary ianao, ry Isakara, ao an-dainao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ny taranak’i Zebolòna sy i Jisakara, dia hoy i Mosesy hoe: «Mifalia, ry fokon’i Zebolòna, amin’ny varotra ataonao; mifalia, ry fokon’i Jisakara, ao an-dainao.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'i ZEBOLONA dia hoy izy: Mifalia, ry Zebolona, amin'izay alehanao, Ary ianao, ry ISAKARA, ao an-dainao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’i Zebolona dia hoy izy: Mifalia, ry Zebolona, amin’izay alehanao, ary ianao, ry Isakara ao an-dainao.
malagasy
Ary ny amin'i ZEBOLONA dia hoy izy: Mifalia, ry Zebolona, amin'izay alehanao, Ary ianao, ry ISAKARA, ao an-dainao.