Deuteronomy 33:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Firenena no antsoiny hankao an-tendrombohitra, ary ao no hamonoany zavatra ho fanatitra amim-pahamarinana; fa hitsentsitra ny harenan’ny ranomasina izy ary ny zava-tsoa miafina ao amin’ny fasika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miantso ny vahoaka ho ao an-tendrombohitra ireo; ao izy hanatitra sorom-pahamarinana, fa hitsentsitra ny habetsahan-javatra avy amin’ny ranomasina izy, sy ny harena miafina ao amin’ny fasika».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Firenena maro no antsoinareo hankeo an-tendrombohitra mba hanolotra sorona araka ny voalahatra, satria angoronanareo harena ny ranomasina sy ny zava-tsoa miafina ao amin’ny fasika.»
Malagasy Bible 1865
Firenena no antsoiny hankao an-tendrombohitra, Ary ao no hamonoany zavatra ho fanati-pahamarinana; Fa hitsentsitra ny haren'ny ranomasina izy Sy ny zava-tsoa miafina ao amin'ny fasika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Firenena no antsoiny hankao an-tendrombohitra, ary ao no hamonoany zavatra ho fanatitra amim-pahamarinana; fa hitsentsitra ny harenan’ny ranomasina izy ary ny zava-tsoa miafina ao amin’ny fasika.
malagasy
Firenena no antsoiny hankao an-tendrombohitra, Ary ao no hamonoany zavatra ho fanati-pahamarinana; Fa hitsentsitra ny haren'ny ranomasina izy Sy ny zava-tsoa miafina ao amin'ny fasika.