Deuteronomy 33:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’i Gada dia hoy izy: Isaorana anie izay manome malalaka ho an’i Gada; mamitsaka tahaka ny liom-bavy izy ka mamiravira ny sandry mbamin’ny tampon-doha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’i Gada dia hoy izy: «Hisaorana anie Ilay manome fitoerana malalaka an’i Gada! Mandry toy ny liom-bavy Izy; ka mamiravira ny sandry na ny loha aza
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ny taranak’i Gada, dia hoy i Mosesy hoe: «Hankalazaina anie ny Tompo Izay manome faritra malalaka ho an’ny fokon’i Gada! Tahaka ny liona no amitsahan’ny fokon’i Gada, dia liona vonon-kamiravira ny sandrin’ny rembiny mbamin’ny lohany koa aza.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'i GADA dia hoy Izy; Isaorana anie Izay manome malalaka ho an'i Gada; Mamitsaka tahaka ny liom-bavy izy Ka mamiravira ny sandry mbamin'ny tampon-doha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’i Gada dia hoy izy: Isaorana anie izay manome malalaka ho an’i Gada; mamitsaka tahaka ny liom-bavy izy ka mamiravira ny sandry mbamin’ny tampon-doha.
malagasy
Ary ny amin'i GADA dia hoy Izy; Isaorana anie Izay manome malalaka ho an'i Gada; Mamitsaka tahaka ny liom-bavy izy Ka mamiravira ny sandry mbamin'ny tampon-doha.