Deuteronomy 33:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’i Dana dia hoy izy: I Dana dia zanaka liona; miantsampy avy ao Basana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’i Dana hoy izy: «I Dana dia liona vantony, miantoraka avy ao Basàna».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ny taranak’i Dana, dia hoy i Mosesy hoe: «Ny fokon’i Dana dia tahaka ny vanton-diona izay miantoraka avy ao Basàna.»
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'DANA dia hoy izy: Dana dia zana-diona; Miantsampy avy ao Basana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’i Dana dia hoy izy: I Dana dia zanaka liona; miantsampy avy ao Basana izy.
malagasy
Ary ny amin'DANA dia hoy izy: Dana dia zana-diona; Miantsampy avy ao Basana izy.