Deuteronomy 33:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’i Naftaly dia hoy izy: Ry Naftaly, voky fankasitrahana sy feno ny fitahian’NY TOMPO, mandovà ny andrefana sy ny atsimo ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’i Neftalì dia hoy izy: «Vokin’ny tombon-tsoa ianao, ry Neftalì, ary feno ny fitiavan’i Iaveh; ka raiso ho fanananao ny ranomasina sy ny any atsimo».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ny taranak’i Naftalỳ, dia hoy i Mosesy hoe: «Ry fokon’i Naftalỳ, tototra tombontsoa ianao sady heniky ny fitahian’ny TOMPO. Aoka hitatra miankandrefana sy mianatsimo ny faritany anananao!»
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'i NAFTALY dia hoy izy: Ry Naftaly, voky fankasitrahana Ka feno ny fitahian'i Jehovah, Mandovà ny andrefana sy ny atsimo anie ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’i Naftaly dia hoy izy: Ry Naftaly, voky fankasitrahana sy feno ny fitahian’NY TOMPO, mandovà ny andrefana sy ny atsimo ianao.
malagasy
Ary ny amin'i NAFTALY dia hoy izy: Ry Naftaly, voky fankasitrahana Ka feno ny fitahian'i Jehovah, Mandovà ny andrefana sy ny atsimo anie ianao.