Deuteronomy 33:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’i Asera dia hoy izy: Aoka hotahìna mihoatra noho ny zaza maro i Asera, ary hankasitrahana mihoatra noho ny rahalahiny izy ka hanatsoboka ny tongony amin’ny diloilo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’i Asera dia hoy izy: «Hotahina eo amin’ny zanak’i Jakôba anie i Asera, aoka izy ho tian’ny rahalahiny indrindra ka hanoboka ny tongony amin’ny diloilo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ny taranak’i Asera, dia hoy i Mosesy hoe: «Hotahîna anie ny fokon’i Asera, eo amin’ny samy taranak’i Jakôba! Hotiavin’ny mpiray firenena aminy anie izy! Aoka hitobaka ny menak’ôlivany ka hisy hanobohany ny tongony!»
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'i ASERA dia hoy izy: Aoka hotahina mihoatra noho ny zaza maro Asera, Ary hankasitrahana mihoatra noho ny rahalahiny izy Ka hanoboka ny tongony amin'ny diloilo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’i Asera dia hoy izy: Aoka hotahìna mihoatra noho ny zaza maro i Asera, ary hankasitrahana mihoatra noho ny rahalahiny izy ka hanatsoboka ny tongony amin’ny diloilo.
malagasy
Ary ny amin'i ASERA dia hoy izy: Aoka hotahina mihoatra noho ny zaza maro Asera, Ary hankasitrahana mihoatra noho ny rahalahiny izy Ka hanoboka ny tongony amin'ny diloilo.