Deuteronomy 33:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry Jesoròna, tsy misy tahaka an’Andriamanitra izay mitaingina ny lanitra hamonjy anao, sady mandia ny rahona amin’ny voninahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misy tahaka an’Andriamanitra, ry Jesoròna ô! izay mandia ny lanitra mba ho tonga hamonjy anao, sy mandia ny rahona, amin’ny voninahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy koa i Mosesy hoe: «Ry Jesoròna, tsy misy tahaka an’ilay Andriamanitrao! Heni-boninahitra sady mitaingina ny rahon’ny lanitra Izy mba ho tonga hamonjy anao.
Malagasy Bible 1865
Ry Jesorona, tsy misy tahaka an'Andriamanitra, Izay mitaingina ny lanitra hamonjy anao, Sady mandia ny rahona amin'ny voninahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry Jesoròna, tsy misy tahaka an’Andriamanitra izay mitaingina ny lanitra hamonjy anao, sady mandia ny rahona amin’ny voninahiny.
malagasy
Ry Jesorona, tsy misy tahaka an'Andriamanitra, Izay mitaingina ny lanitra hamonjy anao, Sady mandia ny rahona amin'ny voninahiny.